Isaiah 14:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no fikasana ny amin’ny tany rehetra ary izany no tanana miainga hamely ny firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hevitra raikitra hamelezana ny tany rehetra, ary tanana ahinjitra hamelezana ny firenena rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanapahan-kevitry ny TOMPO ho an’ny tany tontolo izany, ary hinji-tanana fandrahonana ataony amin’ny firenena rehetra.
Malagasy Bible 1865
Izany no fikasana ny amin'ny tany rehetra, ary izany no tanana ahinjitra amin'ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no fikasana ny amin’ny tany rehetra ary izany no tanana miainga hamely ny firenena rehetra.
malagasy
Izany no fikasana ny amin'ny tany rehetra, ary izany no tanana ahinjitra amin'ny firenena rehetra.