Isaiah 14:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no efa nikasa, koa iza indray no hahafoana izany? Miainga ny tanany ka iza no hampihemotra izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iavehn’ny tafika no efa nanapaka izany, ka zovy no hahasakana izany, ary ny tanany efa nahinjiny, ka iza no hahasakana izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nanapa-kevitra ny TOMPOn’izao rehetra izao, iza no hahafoana izany? Rehefa naninji-tanana handrahona Izy, iza no hampihemotra izany?
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah, Tompon'ny maro, no efa nikasa, ka iza indray no hahafoana izany? Ary ny tànany dia voahinjitra, ka iza no hampihemotra izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no efa nikasa, koa iza indray no hahafoana izany? Miainga ny tanany ka iza no hampihemotra izany?
malagasy
Fa Jehovah, Tompon'ny maro, no efa nikasa, ka iza indray no hahafoana izany? Ary ny tànany dia voahinjitra, ka iza no hampihemotra izany?