Isaiah 14:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona nahafatesan’i Ahaza mpanjaka no nisy izao faminaniana ny loza hanjo izao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona nahafatesan’i Akaza mpanjaka no nivoahan’izao faminaniana izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona nahafatesan’i Ahaza mpanjaka no nisy izao hafatra izao:
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona nahafatesan'i Ahaza mpanjaka no nisy izao faminaniana ny loza hanjo izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona nahafatesan’i Ahaza mpanjaka no nisy izao faminaniana ny loza hanjo izao:
malagasy
[Faminaniana ny loza hanjo an'i Filistia] Tamin'ny taona nahafatesan'i Ahaza mpanjaka no nisy izao faminaniana ny loza hanjo izao: