Isaiah 14:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’ny andro hanomezan’NY TOMPO fitsaharana anao ho afaka amin’ny fahorianao sy ny fitebitebin’ny fonao ary ny fanompoana mafy izay nampanompoana anao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’ny andro hampitsaharan’i Iaveh anao amin’ny fisasarana aman-tebitebinao, sy amin’ny fanompoana mafy nampanaovina anao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa homen’ny TOMPO fitsaharana ianao, ry Israely, ka afaka amin’ny fijaliana sy ny tebiteby ary ny fanompoana mafy izay nampanaovina anao,
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro hanomezan'i Jehovah fitsaharana anao ho afaka amin'ny fahorianao sy ny fitebitebin'ny fonao ary ny fanompoana mafy izay nampanompoana anao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’ny andro hanomezan’NY TOMPO fitsaharana anao ho afaka amin’ny fahorianao sy ny fitebitebin’ny fonao ary ny fanompoana mafy izay nampanompoana anao
malagasy
[Hira fifaliana hataon'ny Isiraely noho ny nanetrena ny mpanjakan'i Babylona] Ary amin'ny andro hanomezan'i Jehovah fitsaharana anao ho afaka amin'ny fahorianao sy ny fitebitebin'ny fonao ary ny fanompoana mafy izay nampanompoana anao,