Isaiah 14:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO efa nanapatapaka ny tehin’ny ratsy fanahy, dia ny tehim-pahefan’ny mpanapaka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notapahin’i Iaveh ny tehin’ny ratsy fanahy, ny tehim-panjakan’ny mpanapaka!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nopotehin’ny TOMPO ny fahefana mandoza, dia ny tehin’ilay mpanjakazaka,
Malagasy Bible 1865
Jehovah efa nanapatapaka ny tehin'ny ratsy fanahy. Dia ny tehina fanapahan'ny mpanapaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO efa nanapatapaka ny tehin’ny ratsy fanahy, dia ny tehim-pahefan’ny mpanapaka
malagasy
Jehovah efa nanapatapaka ny tehin'ny ratsy fanahy. Dia ny tehina fanapahan'ny mpanapaka,