Isaiah 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miadana ka mandry fehizay ny tany manontolo; velominy ao ny hoby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro miadana ny tany rehetra, mandry feizay izy, velona ny hobin-kafaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandry fahalemana ny tany tontolo ka velon-kiram-pihobiana ny olona.
Malagasy Bible 1865
Miadana ka mandry fahizay ny tany rehetra; Velominy ao ny hoby,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miadana ka mandry fehizay ny tany manontolo; velominy ao ny hoby.
malagasy
Miadana ka mandry fahizay ny tany rehetra; Velominy ao ny hoby,