Isaiah 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ny hazo kipreso sy ny sedera any Libanona dia hifaly ny aminao hoe: Hatrizay nahalavo anao izay dia tsy misy mpikapa hazo miakatra atỳ aminay intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sipresy aza mifaly amin’ny fahalavoanao mbamin’ny sedera any Libàna: Hatrizay nahalavoanao teo izay, tsy misy olona miakatra hikapa anay intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kipreso sy ny sederan’i Libano koa, noho izao manjo ilay mpanjakazaka izao, dia samy faly ka nanao hoe: «Hatrizay nahafatesanao izay, dia tsy nisy niakatra hanjera anay intsony.»
Malagasy Bible 1865
Eny, ny hazo kypreso sy ny sedera any Libanona hifaly anao hoe: Hatrizay niambohoanao izay dia tsy nisy mpikapa niakatra tatỳ aminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ny hazo kipreso sy ny sedera any Libanona dia hifaly ny aminao hoe: Hatrizay nahalavo anao izay dia tsy misy mpikapa hazo miakatra atỳ aminay intsony.
malagasy
Eny, ny hazo kypreso sy ny sedera any Libanona hifaly anao hoe: Hatrizay niambohoanao izay dia tsy nisy mpikapa niakatra tatỳ aminay.