Isaiah 15:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny loza hanjo an’i Moaba. Indray alina no nandravana azy! Fongotra i Ara-Moaba. Eny, indray alina no nandravana azy! Fongotra i Kira-Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faminaniana ny amin’i Moaba. Marina tokoa fa ny alina nandrobana azy, dia fongotra i Ara-Moâba. Ny alina nandrobana azy, i Kira-Moaba dia fongotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatra momba an’i Môaba. Indray alina monja dia rava tsy nisy niangana ny tanàna Hara-Môaba, indray alina monja dia rava tsy nisy niangana ny tanàna Kira-Môaba.
Malagasy Bible 1865
Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Moaba. Fa tamin'ny indray alina no nandravana an'i Ara-moaba, ka fongotra izy; Fa tamin'ny indray alina no nandravana an'i Kira-moaba, ka fongotra izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny loza hanjo an’i Moaba. Indray alina no nandravana azy! Fongotra i Ara-Moaba. Eny, indray alina no nandravana azy! Fongotra i Kira-Moaba.
malagasy
[Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Moaba] Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Moaba. Fa tamin'ny indray alina no nandravana an'i Ara-moaba, ka fongotra izy; Fa tamin'ny indray alina no nandravana an'i Kira-moaba, ka fongotra izy;