Isaiah 15:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitoreo i Hesbona sy i Elale ka re hatrany Jahaza ny feony; noho izany dia miantso mafy ny miaramilan’i Moaba, mihorohoro izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mibadabada i Hesebona sy i Eleale; re hatrany Jahasy ny feony. Noho izany midradradradra ny mpiadin’i Moaba, mangovitra ny fanahin’izy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantso vonjy ny any Hesbôna sy Elehale ka re hatrany Jahatsa ny feony; izany no mampilofika an’i Môaba sy mahakivy ny fanahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary mitaraina Hesbona sy Elale, ka re hatrany Jahaza ny feony, ary noho izany dia miantso mafy ny miaramilan 'i Moaba, Mangovitra ny fanahiny ao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitoreo i Hesbona sy i Elale ka re hatrany Jahaza ny feony; noho izany dia miantso mafy ny miaramilan’i Moaba, mihorohoro izy ireo.
malagasy
Ary mitaraina Hesbona sy Elale, ka re hatrany Jahaza ny feony, ary noho izany dia miantso mafy ny miaramilan'i Moaba, Mangovitra ny fanahiny ao anatiny.[Heb. voaomany]