Isaiah 15:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny ranon’i Nimrima dia tonga karankaina; maina ny ahitra, malazo ny zavamaniry ka tsy misy zava-maitso intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ritra ny ranon’i Nimrima, maina ny ahitra, fongana ny ahi-maitso, tsy misy intsony izay zava-maitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanjary ritra ny ranon’i Nimrima, maina ny vilona, nalazo ny zava-maniry, ary tsy nisy ahi-maitso intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa Nimrima tsara rano dia tonga karankaina; maina ny ahitra, malazo ny zava-maniry, ka tsy misy zava-maitso intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny ranon’i Nimrima dia tonga karankaina; maina ny ahitra, malazo ny zavamaniry ka tsy misy zava-maitso intsony.
malagasy
Fa Nimrima tsara rano dia tonga karankaina; maina ny ahitra, malazo ny zava-maniry, ka tsy misy zava-maitso intsony.