Isaiah 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia entiny ho any ampitan’ny lohasahan-driakan’ny hazomalahelo ny harena be izay nohariny sy ny entany izay mbola voatahiriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay zavatra mba azony noraisina sy izay fitaovany, dia entiny any an-dafin’ny lohasahan-driakan’ny Hazomalahelo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo harena vitsivitsy hany sisa voatahiry dia nentin’ireo Môabita nitsoaka any am-pitan’ny lohasahan-driakan’ny Hazomalahelo.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany ny harena be izay nohariny ny entany izay mbola voatahiriny dia entiny ho any am-pitan'ny lohasahan-driaky ny hazomalahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia entiny ho any ampitan’ny lohasahan-driakan’ny hazomalahelo ny harena be izay nohariny sy ny entany izay mbola voatahiriny.
malagasy
Ary amin'izany ny harena be izay nohariny ny entany izay mbola voatahiriny dia entiny ho any am-pitan'ny lohasahan-driaky ny hazomalahelo.