Isaiah 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manerana ny faritanin’i Moaba ny tolokony; re hatrany Eglaima ny fidradradradrany; eny, re hatrany Bera-Elima ny toreony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa re eran’ny faritanin’i Moaba ny fitarainana. manako hatrany Eglaima ny finanananany, tonga hatrany Beera-Elima ny finanananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Antsoantsom-pitarainana no heno manodidina ny faritanin’i Môaba; hatrany Eglaîma sy hatrany Beera-Elima aza no andrenesana ny fidradradradràny.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fitarainany manodidina ny sisin'i Moaba, re hatrany Eglaima ny fidradradradrany Eny, re hatrany Ber-elima ny fidradradradrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manerana ny faritanin’i Moaba ny tolokony; re hatrany Eglaima ny fidradradradrany; eny, re hatrany Bera-Elima ny toreony.
malagasy
Fa ny fitarainany manodidina ny sisin'i Moaba, re hatrany Eglaima ny fidradradradrany Eny, re hatrany Ber-elima ny fidradradradrany.Fa ny ranon'i Dimona dia feno rà; fa mbola hampiako ny loza manjo an'i Dimona, dia liona handrapaka izay efa mandositra avy any Moaba, sy handany izay sisa amin'ny tany.