Isaiah 15:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Feno ra ny ranon’i Dimona; eny, mbola hampiako ny loza manjo an’i Dimona: Hisy liona handrapaka izay afa-mandositra avy any Moaba, sy handany izay sisa amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria feno ra ny ranon’i Dimôna. Fa hampiavy tombon-doza amin’i Dimôna aho, hampiavy liona ho amin’izay sisan’i Moaba, dia amin’izay tavela ao amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno ra ny rano mandalo ao Dibôna, fa hoy ny TOMPO hoe: «Eny, hitondra loza vaovao ao Dibôna Aho, dia liona hamely izay afa-nandositra tao Môaba, sy izay sisa velona amin’izany tany izany.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny ranon'i Dimona dia feno rà; fa mbola hampiako ny loza manjo an'i Dimona, dia liona handrapaka izay efa mandositra avy any Moaba, sy handany izay sisa amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Feno ra ny ranon’i Dimona; eny, mbola hampiako ny loza manjo an’i Dimona: Hisy liona handrapaka izay afa-mandositra avy any Moaba, sy handany izay sisa amin’ny tany.
malagasy
Fa ny ranon'i Dimona dia feno rà; fa mbola hampiako ny loza manjo an'i Dimona, dia liona handrapaka izay efa mandositra avy any Moaba, sy handany izay sisa amin'ny tany.