Isaiah 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anatero zanak’ondry ny mpanapaka amin’ny tany, hatreo Sela ka manerana ny tany efitra hatrany amin’ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alefaso ny zanak’ondry mpanapaka ny tany, avy any Petrà, hamaky ny efitra, ho any an-tendrombohitry ny zanakavavin’i Siôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Avy ao Sela any an-taniefitra no alefaso ny ondrilahin’ilay mpifehy ny tany ho any amin’ny tendrombohitra Tsiôna.»
Malagasy Bible 1865
Atero ny zanak'ondrin'ny mpanapaka ny tany, dia miala an'i Sela ka mamaky ny efitra hatramin'ny tendrombohitr'i Ziona zanakavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anatero zanak’ondry ny mpanapaka amin’ny tany, hatreo Sela ka manerana ny tany efitra hatrany amin’ny tendrombohitr’i Ziona* zanakavavy.
malagasy
Atero ny zanak'ondrin'ny mpanapaka ny tany, dia miala an'i Sela ka mamaky ny efitra hatramin'ny tendrombohitr'i Ziona zanakavavy.