Isaiah 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia mitaraina manao feon-dokanga ny ato anatiko noho ny amin’i Moaba ary malahelo ny foko noho ny amin’i Kira-Haresa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mipararetra hoatra ny harpa ny tsinaiko, noho ny amin’i Moaba; sy ny foko noho ny amin’i Kira-Haresa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitaraina toy ny feon-dokanga ny foko noho ny amin’i Môaba; eny, mitaraina ny ato anatiko noho ny amin’i Kira-Heresa.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany ny tsinaiko dia mitaraina manao feon-dokanga noho ny amin'i Moaba, ary ny ato anatiko noho ny amin'i Kira-haresa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia mitaraina manao feon-dokanga ny ato anatiko noho ny amin’i Moaba ary malahelo ny foko noho ny amin’i Kira-Haresa.
malagasy
Ary noho izany ny tsinaiko dia mitaraina manao feon-dokanga noho ny amin'i Moaba, ary ny ato anatiko noho ny amin'i Kira-haresa.