Isaiah 16:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miseho i Moaba, sasatra ao amin’ny toerana fanaovana sorona izy. Mankao amin’ny fitoerany masina izy mba hivavaka nefa tsy mahazo na inona na inona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia no hitan’ny olona i Moaba hisasatra eo amin’ny fitoerana avony, hiditra ao amin’ny fitoera-masiny izy hivavaka, nefa tsy hahazo na inona na inona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hita ho sasa-poana tokoa i Môaba miakatra eny amin’ny toeram-panasinany sy miditra ao amin’ny tempoliny mba hitalaho amin’ny sampiny, nefa tsy nisy vokany izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa miseho Moaba ka sasatra ao amin'ny fitoerana avo. Ary mankao amin'ny fitoerany masina mba hivavaka, dia tsy hahazo na inona na inona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miseho i Moaba, sasatra ao amin’ny toerana fanaovana sorona izy. Mankao amin’ny fitoerany masina izy mba hivavaka nefa tsy mahazo na inona na inona.
malagasy
Ary rehefa miseho Moaba ka sasatra ao amin'ny fitoerana avo. Ary mankao amin'ny fitoerany masina mba hivavaka, dia tsy hahazo na inona na inona izy.