Isaiah 16:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no tenin’NY TOMPO nataony fahiny ny amin’i Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no teny faminaniana nataon’i Iaveh fahiny ela ny amin’i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany àry no teny nataon’ny TOMPO fahiny momba an’i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Izany no tenin'i Jehovah nataony fahiny ny amin'i Moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no tenin’NY TOMPO nataony fahiny ny amin’i Moaba.
malagasy
Izany no tenin'i Jehovah nataony fahiny ny amin'i Moaba.Ary ankehitriny koa Jehovah miteny hoe: Amin'ny telo taona, tahaka ny taonan'ny mpikarama, dia ho tsinontsinona ny voninahitr'i Moaba, na dia betsaka aza ny vahoakany; ary izay sisa dia ho vitsy, eny, ho vitsy foana, fa tsy ho maro.[Na: ny hareny]