Isaiah 16:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny vorona notairina niala tamin’ny akaniny ka mirenireny foana, ho toy izany ny zanakavavin’i Moaba ao amin’ny fitàna any Arnona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny vorona mandositra tahaka ny vorona iray akàny aely, ny zanaka vavin’i Moaba, eo amin’ny fitàna an’i Arnôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo vehivavin’i Môaba dia very hevitra eo am-pitana ao Arnôna toy ny vorona mivezivezy voaroaka tao amin’ny akaniny.
Malagasy Bible 1865
Ary tahaka ny vorona notairina niala tamin'ny akaniny ka mirenireny foana, dia ho toy izany ny zanakavavin'i Moaba ao amin'ny fitàna any Arnona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny vorona notairina niala tamin’ny akaniny ka mirenireny foana, ho toy izany ny zanakavavin’i Moaba ao amin’ny fitàna any Arnona.
malagasy
Ary tahaka ny vorona notairina niala tamin'ny akaniny ka mirenireny foana, dia ho toy izany ny zanakavavin'i Moaba ao amin'ny fitàna any Arnona.