Isaiah 16:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manolora saina, mandraisa fanapahan-kevitra, ataovy tahaka ny alina ny alokao, na dia amin’ny andro mitataovovonana aza; afeno izay voaroaka ary aza aseho izay mandositra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ianao hanoro hevitra anay, hanelanelana anay; hanome aloka anay, toy ny amin’ny alina, amin’ny mitatao vovonana; hanafina ny enjehina, tsy hanondro ny mandositra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangataka tamin’i Jerosalema ny Môabita hoe: «Manaova fivoriana ary manapaha hevitra. Izao antoandro be izao ny fiarovanao dia ataovy mihanaka aminay toy ny ampielezan’ny alina ny haizina; ka afeno ireo olona voaroaka ary aza aseho ireo mandositra avy atỳ aminay.
Malagasy Bible 1865
Manolora saina, manomeza rariny ataovy tahaka ny alina ny alokao, na dia amin'ilay andro mitataovovonana iny aza; Afeno izay voaroaka, Ary aza aseho izay mandositra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manolora saina, mandraisa fanapahan-kevitra, ataovy tahaka ny alina ny alokao, na dia amin’ny andro mitataovovonana aza; afeno izay voaroaka ary aza aseho izay mandositra!
malagasy
Manolora saina, manomeza rariny ataovy tahaka ny alina ny alokao, na dia amin'ilay andro mitataovovonana iny aza; Afeno izay voaroaka, Ary aza aseho izay mandositra!