Isaiah 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hitoetra ao aminao izay oloko voaroaka, ry Moaba! Aoka ho fiereny ianao mba tsy ho azon’ny mpandringana azy izy! Fa tsy misy intsony ny mpampahory; tapitra ny loza, tsy misy amin’ny tany intsony ny mpanosihosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ireo mpandositra avy any Moaba hahazo mitoetra eo aminao; aoka ianao ho fiereny, tsy ho azon’ireo mpandringana izy; fa mitsahatra ny fanafihana, tapitra ny fandravana, lasa niala tamin’ny tany ny mpampahory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avelao hitoetra ao aminao izay voaroaka ary aoka ho fierena ho azy ianao eo anoloan’ny mpandringana azy! Fa rehefa hitsahatra ny famoretana sy ny fandringanana ary tsy hisy amin’ny tany intsony ny mpampahory,
Malagasy Bible 1865
Aoka hitoetra ao aminao izay oloko voaroaka; Ary aoka ho fieren'i Moaba ianao, mba tsy ho azon'ny mpandringana izy; Fa tsy misy intsony ny mpampahory, tapitra ny loza, tsy misy amin'ny tany intsony ny mpanosihosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hitoetra ao aminao izay oloko voaroaka, ry Moaba! Aoka ho fiereny ianao mba tsy ho azon’ny mpandringana azy izy! Fa tsy misy intsony ny mpampahory; tapitra ny loza, tsy misy amin’ny tany intsony ny mpanosihosy.
malagasy
Aoka hitoetra ao aminao izay oloko voaroaka; Ary aoka ho fieren'i Moaba ianao, mba tsy ho azon'ny mpandringana izy; Fa tsy misy intsony ny mpampahory, tapitra ny loza, tsy misy amin'ny tany intsony ny mpanosihosy.[Na: Aoka ho fereny ianao ry Moaba]