Isaiah 17:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lao ny tanànan’i Aroera ka ho an’ny andian’ny ondry aman’osy; handry ao ireo ka tsy hisy hanaitaitra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanànan’i Aroera ilaozana, nafoy ho an’ny biby fiompy izy, ka mijanona ao tsy misy mampiala azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho lao mandrakizay mandrakizay ireo tanàna manodidina azy, ka ho tonga fitobian’ny ondry aman’osy ary handry am-pilaminana ao ireny, fa tsy hisy mpanelingelina azy.
Malagasy Bible 1865
Efa lao ny tanànan'i Aroera ka ho an'ny andian'ny ondry aman'osy, handry ao ireo, ka tsy hisy hanaitaitra azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lao ny tanànan’i Aroera ka ho an’ny andian’ny ondry aman’osy; handry ao ireo ka tsy hisy hanaitaitra azy.
malagasy
Efa lao ny tanànan'i Aroera ka ho an'ny andian'ny ondry aman'osy, handry ao ireo, ka tsy hisy hanaitaitra azy,