Isaiah 17:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hihena ny voninahitr’i Jakoba ary ho lasa ny hataviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hiseho amin’izany andro izany: ny voninahitr’i Jakôba halazo, ny tavin’ny tavany hihamahia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany dia hihena ny lanjan’ny taranak’i Jakôba ary ny hatavezany hanjary fahiazana.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia hihena ny voninahitr'i Jakoba, ary hihena ny hataviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hihena ny voninahitr’i Jakoba ary ho lasa ny hataviny.
malagasy
Ary amin'izany andro izany dia hihena ny voninahitr'i Jakoba, ary hihena ny hataviny.