Isaiah 17:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tahaka ny fanangon’ny olona ny vary an-tahony amin’ny fararano izany ka jinjain’ny sandriny ny salohim-bary; eny, ho tahaka ny fanangon’ny olona salohim-bary eny amin’ny lohasahan’ny Refaìta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany dia ho toy ny raha manangona ny amboarany ny mpijinja, sy raha mitango ny salohim-bary ny tanany; ho tahaka ny raha manangona salohim-bary ny olona, eny amin’ny lohasahan-dRefaima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tahaka ny amoriana ny vary amin’ny fararano sy anangonana ny salohim-bary eo an-trotroana izany; eny, ho tahaka ny anangonana salohim-bary ao amin’ny lohasahan’ny Refaita izany,
Malagasy Bible 1865
Ary ho tahaka ny fanangon'ny olona ny vary an-tahony amin'ny fararano izany, ka tangosan'ny sandriny ny salohim-bary; Eny, ho tahaka ny fanangon'ny olona salohim-bary eny amin'ny lohosahan'ny Refaita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tahaka ny fanangon’ny olona ny vary an-tahony amin’ny fararano izany ka jinjain’ny sandriny ny salohim-bary; eny, ho tahaka ny fanangon’ny olona salohim-bary eny amin’ny lohasahan’ny Refaìta.
malagasy