Isaiah 17:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hitodika amin’ny Mpanao azy ny olona, ary hijery ny Iray Masin’ny Israely ny masony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany ny olona hijery any amin’Ilay nahary azy, ary hibanjina ny Masin’i Israely ny masony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, dia hitodika amin’Ilay Mpahary azy ny olona ary hanandratra ny masony ho amin’ilay Masin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia hanandrandra ny Mpanao azy ny olona, ary ny masony hijery ny Iray Masin'ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hitodika amin’ny Mpanao azy ny olona, ary hijery ny Iray Masin’ny Israely ny masony.
malagasy
Amin'izany andro izany dia hanandrandra ny Mpanao azy ny olona, ary ny masony hijery ny Iray Masin'ny Isiraely,