Isaiah 17:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany ny tanànany mafy dia ho tahaka ny tany lao any an’ala na any an-tampon-tendrombohitra, izay nilaozan’ny olona teo anoloan’ny Zanak’Israely, ka ho foana tanteraka ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany ny tanànany mafy, dia ho toy ny tanàna nilaozana eny an’ala aman-tendrombohitra izay nilaozana teo anoloan’ny zanak’i Israely: dia ho tany efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, dia hilaozana ireo tanàna mimandan’i Israely, tahaka ny nandaozana ny tanànan’ny Hivita sy ny Amôrita fahiny tamin’ny nahatongavan’ny Israelita; ka taniefitra mampalahelo no ho hany tavela.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany ny tanànany mafy, dia ho tahaka ny tany lao any an'ala na any an-tampon-tendrombohitra Izay nilaozan'ny olona teo anoloan'ny Zanak'Isiraely, ka dia ho foana ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany ny tanànany mafy dia ho tahaka ny tany lao any an’ala na any an-tampon-tendrombohitra, izay nilaozan’ny olona teo anoloan’ny Zanak’Israely, ka ho foana tanteraka ny tany.
malagasy
Amin'izany andro izany ny tanànany mafy, dia ho tahaka ny tany lao any an'ala na any an-tampon-tendrombohitra Izay nilaozan'ny olona teo anoloan'ny Zanak'Isiraely, ka dia ho foana ny tany.