Isaiah 18:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loza! Ry tany alokalofan’ny elatra, izay any andafin’ny onin’i Kosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eh, ry tany izay andrenesana ny fisasasasan’ny elatra, any an-dafin’ny onin’i Kosa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozanao, ry tany misy ireo lakana manana elatra izay manara-morona ny onin’i Etiôpia!
Malagasy Bible 1865
Indrisy ny tany be fibiziziokan'elatra! Izay any an-dafin'ny onin'i Etiopia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loza! Ry tany alokalofan’ny elatra, izay any andafin’ny onin’i Kosy,
malagasy
[Ny haneken'ny Etiopiana an'i Jehovah noho ny handrenesany ny nandringanana ny Asyriana] Indrisy ny tany be fibiziziokan'elatra! Izay any an-dafin'ny onin'i Etiopia,