Isaiah 18:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Hangina Aho aloha ka hijery eto amin’ny fitoerako, tahaka ny hafanan’ny masoandro mipoaka, tahaka ny ranonando amin’ny hafanan’ny fararano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no nolazain’i Iaveh tamiko: Hisonanina ato amin’ny fonenako Aho, dia hijery, toy ny hafanana malefaka raha mamirapiratra ny masoandro, toy ny ranonando amin’ny hafanam-pararano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no nolazain’ny TOMPO tamiko: «Avy etỳ amin’ny fonenako ambony etỳ no andinihako izay miseho, ka tsy mihontsona mihitsy Aho toy ny hafanana migaingaina apariakan’ny masoandro sy toy ny raho-manify amin’ny fotoam-pijinjana.»
Malagasy Bible 1865
Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko hangina Aho aloha ka hijery eto amin'ny fitoerako, raha mbola mipoaka tsara ny hainandro, ary misy zavona amin'ny hainandro fararano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Hangina Aho aloha ka hijery eto amin’ny fitoerako, tahaka ny hafanan’ny masoandro mipoaka, tahaka ny ranonando amin’ny hafanan’ny fararano.
malagasy
Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko hangina Aho aloha ka hijery eto amin'ny fitoerako, raha mbola mipoaka tsara ny hainandro, ary misy zavona amin'ny hainandro fararano.[Na: Toy ny hainandro mipoaka tsara sy ny][Heb; rahon'ando]