Isaiah 18:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mbola tsy tonga ny fararano, rehefa tapitra ny fitsimohany, rehefa tonga voa ny voniny, dia horantsanany amin’ny fanetezam-boaloboka ny rantsany, ary hotapahiny sy hesoriny ny sakeliny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa alohan’ny fijinjana, rehefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin’ny antsy ny rantsany, hoesoriny ny sampany dia hotangosany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa alohan’ny fotoam-pijinjana, rehefa tapitra namelana avokoa ny voaloboka ary rehefa tonga voany mihamasaka ny voniny, dia horantsanana amin’ny hety ny rantsany, ary hotapahina ny sakeliny sy ny raviny.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mbola tsy tonga ny fararano, rehefa tapitra ny fitsimohany, ka efa mby am-boany ny voniny, dia horantsanany amin'ny fanetezam-boaloboka ny rantsany, ary hotapahiny sy hesoriny ny sakeliny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mbola tsy tonga ny fararano, rehefa tapitra ny fitsimohany, rehefa tonga voa ny voniny, dia horantsanany amin’ny fanetezam-boaloboka ny rantsany, ary hotapahiny sy hesoriny ny sakeliny.
malagasy
Fa raha mbola tsy tonga ny fararano, rehefa tapitra ny fitsimohany, ka efa mby am-boany ny voniny, dia horantsanany amin'ny fanetezam-boaloboka ny rantsany, ary hotapahiny sy hesoriny ny sakeliny.