Isaiah 19:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho torotoro ny andrin’ny tany ary halahelo ny mpikarama rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo andrin’i Ejipta ho torotoro, ary ny manao taozavatra ho rera-po avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Trotraka ireo mpanao zava-pisotro ary variana ireo mpamboatra labiera.
Malagasy Bible 1865
Ny andrin 'ny tany ho torotoro, ary ny mpikarama rehetra halahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho torotoro ny andrin’ny tany ary halahelo ny mpikarama rehetra.
malagasy
Ny andrin'ny tany ho torotoro, ary ny mpikarama rehetra halahelo.[Na: fanorenan']