Isaiah 19:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza ary ireo olon-kendrinao ireo? Aoka hanambara aminao izy ary aoka ho fantany izay nokasain’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, hatao amin’i Ejipta!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza moa izay olon-kendrinao? ka aoka hambarany aminao ary aoka hovinanîny izay nodidian’i Iavehn’ny tafika hanjò an’i Ejipta!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aiza ireo olon-kendrinao, ry Farao? Aoka izy hampahalala anao ary hampahafantatra anao izay notapahin’ny TOMPOn’izao rehetra izao mba hamelezana an’i Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Aiza ary ireo olon-kendrinao ireo? Aoka hanambara aminao izy, ary aoka ho fantany izay nokasain'i Jehovah, Tompon'ny maro, hatao amin'i Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza ary ireo olon-kendrinao ireo? Aoka hanambara aminao izy ary aoka ho fantany izay nokasain’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, hatao amin’i Ejipta!
malagasy
Aiza ary ireo olon-kendrinao ireo? Aoka hanambara aminao izy, ary aoka ho fantany izay nokasain'i Jehovah, Tompon'ny maro, hatao amin'i Egypta.