Isaiah 19:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Adala ny mpanapaka any Zoana, voafitaka ny mpanapaka any Nofa, ary nampivembena an’i Ejipta ireo fehizoron’ny fireneny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanapaka an’i Tanisy efa very saina; ny mpanapaka an’i Memfisy efa voafitaka, ny tenan’izy ireo, vato fehizoron’ny karazam-pokon’i Ejipta no nandrebireby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa adala ny printsin’i Tsôhàna ary tena voafitaka ny ao Memfisa; ireo filohan’ny faritaniny ireo ihany no nampivembena an’i Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Efa adala ny mpanapaka any Zoana, efa voafitaka ny mpanapaka any Memfisa; Ary efa nampivembena an'i Egypta ireo fehizoron'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Adala ny mpanapaka any Zoana, voafitaka ny mpanapaka any Nofa, ary nampivembena an’i Ejipta ireo fehizoron’ny fireneny;
malagasy
Efa adala ny mpanapaka any Zoana, efa voafitaka ny mpanapaka any Memfisa; Ary efa nampivembena an'i Egypta ireo fehizoron'ny fireneny. [Heb. Nofa]