Isaiah 19:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy manao na inona na inona intsony ny Ejiptiana, na ny loha na ny rambo, na ny palma na ny zozoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy misy hahasoa an’i Ejipta, amin’izay rehetra mety ho vitan’ny loha na ny rambo, ny antrendry na ny zozoro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy tsy mahavita ny asany ny Ejiptianina, na ny any an-tampony na ny any am-potony, na ny sampandrofia na ny zozoro.
Malagasy Bible 1865
Samy tsy hahatontosa ny asany ny Egyptiana, na ny loha na ny rambo, na ny sampan-drofia na ny zozoro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy manao na inona na inona intsony ny Ejiptiana, na ny loha na ny rambo, na ny palma na ny zozoro.
malagasy
Samy tsy hahatontosa ny asany ny Egyptiana, na ny loha na ny rambo, na ny sampan-drofia na ny zozoro. [palma]