Isaiah 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampirisihiko hiady izy samy Ejiptiana: Samy hiady amin’ny rahalahiny sy amin’ny namany avy izy; ny tanàna dia hiady amin’ny tanàna ary ny fanjakana dia hiady amin’ny fanjakana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamporisika an’i Ejipta hamely an’i Ejipta Aho, ka hiady izy ireo, ny rahalahy amin’ny rahalahy, ary ny sakaiza amin’ny sakaiza, ny tanàna amin’ny tanàna, ary ny fanjakana amin’ny fanjakana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny Tompo hoe: «Hampirisihiko hifandramatra ny samy Ejiptianina, ka hiady ny mpianakavy. Samy hiady amin’ny namany avy ny olona; ny tanàna hiady amin’ny tanàna ary ny fanjakana hiady amin’ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
Ary hamporisihiko hiady izy samy Egyptiana, ka samy hiady amin'ny rahalahiny avy sy amin'ny namany avy izy; Ny tanàna hiady amin'ny tanàna, ary ny fanjakana amin'ny fanjakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampirisihiko hiady izy samy Ejiptiana: Samy hiady amin’ny rahalahiny sy amin’ny namany avy izy; ny tanàna dia hiady amin’ny tanàna ary ny fanjakana dia hiady amin’ny fanjakana.
malagasy
Ary hamporisihiko hiady izy samy Egyptiana, ka samy hiady amin'ny rahalahiny avy sy amin'ny namany avy izy; Ny tanàna hiady amin'ny tanàna, ary ny fanjakana amin'ny fanjakana.