Isaiah 19:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, raha mamely ny Ejiptiana NY TOMPO dia sady hamely Izy no hanasitrana; dia hiverina ho any amin’NY TOMPO ireo ka hekeny ny fangatahany ary hositraniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hikapoka an’i Ejipta i Iaveh, sady hikapoka no hanasitrana! Hibebaka amin’i Iaveh izy ireo, ka hety hionona amin’ny fifonany izy, dia hanasitrana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy namely ny Ejiptianina ny TOMPO, dia hanasitrana azy: ary izy ireo mihitsy no hiverina amin’ny TOMPO ka hoekeny vavaka sady hositraniny.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah hamely ny Egyptiana, eny, fa sady hamely Izy no hanasitrana; Dia hiverina ho any amin'i Jehovah ireo, ka hekeny ny fangatahany, ary hositraniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, raha mamely ny Ejiptiana NY TOMPO dia sady hamely Izy no hanasitrana; dia hiverina ho any amin’NY TOMPO ireo ka hekeny ny fangatahany ary hositraniny izy.
malagasy
Ary Jehovah hamely ny Egyptiana, eny, fa sady hamely Izy no hanasitrana; Dia hiverina ho any amin'i Jehovah ireo, ka hekeny ny fangatahany, ary hositraniny izy.