Isaiah 19:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hisy lalambe avy any Ejipta mankany Asiria, koa ny Asiriana dia hankany Ejipta, ary ny Ejiptiana kosa dia hankany Asiria, ary hiara-manompo ny Ejiptiana sy ny Asiriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany hisy lalana avy any Ejipta mankany Asiria; ka ny Asirianina ho tonga ao Ejipta, ny Ejiptianina ho any Asiria, dia hanompo an’i Iaveh i Ejipta miaraka amin’i Asora. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, dia hisy lalambe hampitohy an’i Ejipta sy i Asiria. Ny Asirianina hankany Ejipta, ary ny Ejiptianina hankany Asiria, ka hiara-manompo ny TOMPO izy roa tonta.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia hisy lalambe avy any Egypta mankany Asyria, koa ny Asyriana dia hankany Egypta, ary ny Egyptiana kosa hankany Asyria, ary ny Egyptiana sy ny Asyriana hiara-mivavaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hisy lalambe avy any Ejipta mankany Asiria, koa ny Asiriana dia hankany Ejipta, ary ny Ejiptiana kosa dia hankany Asiria, ary hiara-manompo ny Ejiptiana sy ny Asiriana.
malagasy
Amin'izany andro izany dia hisy lalambe avy any Egypta mankany Asyria, koa ny Asyriana dia hankany Egypta, ary ny Egyptiana kosa hankany Asyria, ary ny Egyptiana sy ny Asyriana hiara-mivavaka. [Heb. hiara-manompo]