Isaiah 19:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia ho fahatelo aorianan’i Ejipta sy Asiria ny Israely, ho fitahiana eo amin’ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany i Israely hikambana amin’i Ejipta sy i Asiria, izy no fahatelony, mba ho fitahiana eo amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, dia ho fahatelo, miaraka amin’ny Ejipta sy i Asiria, i Israely amin’ny fitahiana hotononin’Andriamanitra eto an-tany.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany ny Isiraely no ho fahatelony amin'i Egypta sy Asyria ho fitahiana eo amin'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia ho fahatelo aorianan’i Ejipta sy Asiria ny Israely, ho fitahiana eo amin’ny tany;
malagasy
Amin'izany andro izany ny Isiraely no ho fahatelony amin'i Egypta sy Asyria ho fitahiana eo amin'ny tany;Fa hotahin'i Jehovah, Tompon'ny maro, ireo ka hataony hoe: Hotahina anie Egypta oloko, sy Asyria, asan'ny tanako, ary Isiraely lovako.
Recommended Reading