Isaiah 19:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria hotahin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ireo ka hataony hoe: Hotahina anie Ejipta oloko, sy Asiria asan’ny tanako, ary Israely lovako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitahy azy ireo i Iavehn’ny tafika hanao hoe: «Hotahina anie i Ejipta, vahoakako, sy i Asora, asan’ny tanako, ary i Israely lovako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hotahin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tokoa izy telo tonta ireo ka hataony hoe: «Hotahîna anie i Ejipta vahoakako sy i Asiria asan’ny tanako ary i Israely anjara fananako!»
Malagasy Bible 1865
Fa hotahin'i Jehovah, Tompon'ny maro, ireo ka hataony hoe: Hotahina anie Egypta oloko, sy Asyria, asan'ny tanako, ary Isiraely lovako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria hotahin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ireo ka hataony hoe: Hotahina anie Ejipta oloko, sy Asiria asan’ny tanako, ary Israely lovako!
malagasy
Fa hotahin'i Jehovah, Tompon'ny maro, ireo ka hataony hoe: Hotahina anie Egypta oloko, sy Asyria, asan'ny tanako, ary Isiraely lovako.

Recommended Reading