Isaiah 19:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatolotro hogiazana amin’izay fitondrana mafy i Ejipta ary mpanjaka masiaka no hanjaka aminy, hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatolotro ho an-tanan’ny tompo lozabe i Ejipta ary mpanjaka mahatahotra no hizaka azy, - teny ton’i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny Ejiptianina dia hatolotro eo an-tanan’ireo tompo maherisetra; ary mpanjaka masiaka no hanapaka azy.» Izany no teny hentitry ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Ary Egypta dia hatolotro hogiazana amin'izay fitondrana mafy, ary mpanjaka masiaka no hanjaka aminy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatolotro hogiazana amin’izay fitondrana mafy i Ejipta ary mpanjaka masiaka no hanjaka aminy, hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Ary Egypta dia hatolotro hogiazana amin'izay fitondrana mafy, ary mpanjaka masiaka no hanjaka aminy, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.