Isaiah 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho maimbo ny sampantsampan’ny ony; hihena ny lakandranon’i Ejipta ka ho maina; halazo ny volotara sy ny zozoro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny renirano hanjary maimbo, ny lahin-dranon’i Ejipta hihena dia ho maina; ny zozoro amam-bolotara halazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho maimbo ireo lakan-drano; ary ny sakeli-dranon’i Ejipta dia hihena sy ho tankina; ny volotara sy ny zozoro halazo.
Malagasy Bible 1865
Ho maimbo ny sampantsampan'ny ony; Ary ny lahin-dranon'i Egypta hihena ka ho maina; Ny volotara sy ny zozoro halazo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho maimbo ny sampantsampan’ny ony; hihena ny lakandranon’i Ejipta ka ho maina; halazo ny volotara sy ny zozoro;
malagasy
Ho maimbo ny sampantsampan'ny ony; Ary ny lahin-dranon'i Egypta hihena ka ho maina; Ny volotara sy ny zozoro halazo; [Heb. Mazora]