Isaiah 19:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitoloko ny mpaka hazandrano ary hisaona ny mpamintana rehetra ao Neily; ho reraka ny mpamelatra harato amin’ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpaka hazandrano hisentosento sy higogogogo, dia ny mpamintana rehetra, eo an’ony; ny mpandatsaka harato eo ambonin’ny rano hivaranhotsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misento sy mitomany ny mpanjono, samy talanjona ireo mpamintana rehetra sy ireo mpandatsaka harato amin’ny ony Neily.
Malagasy Bible 1865
Dia hitomany ny mpaka hazan-drano, ary hisaona ny mpamintana rehetra ao Neily, Ary ho reraka ny mpandatsaka harato amin'ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitoloko ny mpaka hazandrano ary hisaona ny mpamintana rehetra ao Neily; ho reraka ny mpamelatra harato amin’ny rano.
malagasy
Dia hitomany ny mpaka hazan-drano, ary hisaona ny mpamintana rehetra ao Neily, Ary ho reraka ny mpandatsaka harato amin'ny rano.[Heb; mpamelatra]