Isaiah 19:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho menatra izay mandraotra tahon-drongony, dia ny mpandraotra sy ny mpanenona lamba fotsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zareo miasa ny rongony madinika voaraotra, sy ry zareo manenona ny landihazo, hiraviravy tanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Diso fanantenana ireo mpanao lamba rongony; na ireo vehivavy mpamoly na ireo lehilahy mpanenona dia samy hatsatry ny fanahiana.
Malagasy Bible 1865
Ho very fanantenana izay mandraotra rongony amin'ny fihogo sy izay manenona hariry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho menatra izay mandraotra tahon-drongony, dia ny mpandraotra sy ny mpanenona lamba fotsy.
malagasy
Ho very fanantenana izay mandraotra rongony amin'ny fihogo sy izay manenona hariry.