Isaiah 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’Isaia, zanak’i Amoza, ny amin’izay hitany momba ny Joda sy i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teny hitan’i Izaia, zanak’i Amôsa momba an’i Jodà sy i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny toe-javatra hitan’i Isaià, zanakalahin’i Amôtsa, momba ny fanjakan’i Joda sy ny tanànan’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ny teny izay hitan'Isaia, zanak'i Amoza, ny amin'ny Joda sy Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’Isaia, zanak’i Amoza, ny amin’izay hitany momba ny Joda sy i Jerosalema.
malagasy
[Ny voninahitra marina voatendry ho an'ny Isiraely, sy ny hanafoanana ny voninahiny tsy izy] Ny teny izay hitan'Isaia, zanak'i Amoza, ny amin'ny Joda sy Jerosalema.