Isaiah 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hatao mitanondrika ny zanak’olombelona ary haetry ny olona; nefa aza mamela ny helony Ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, haetry ny olona, ary haiva ny olombelona: Eny, tsy hamela ny helony Ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia tsy maintsy hihohoka sy haetry amin’ny tany ny olombelona; ka tsy hisy hampiarina azy intsony.
Malagasy Bible 1865
Koa ny zanak'olombelona hatao mitanondrika, Ary ny olona haetry, Ary aza mamela ny helony Hianao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hatao mitanondrika ny zanak’olombelona ary haetry ny olona; nefa aza mamela ny helony Ianao!
malagasy
Koa ny zanak'olombelona hatao mitanondrika, Ary ny olona haetry, Ary aza mamela ny helony Hianao!