Isaiah 20:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona nahatongavan’ny lehiben’ny tafika tany Asdoda, raha nirahin’i Sargona mpanjakan’i Asiria izy, dia namely an’i Asdoda izy ka nahazo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona nahatongavan’i Tartana nirahin’i Sargona mpanjakan’i Asiria tany Azota, sy nanaovany fahirano azy, sy nahafahany azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay no taona nanirahan’i Sargôna mpanjakan’i Asiria ilay jeneralin’ny tafiny hanafika an’i Asdôda; dia namely ny tanàna izy ka nahazo azy.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona nankanesan'i Tartana tany Asdoda, raha nirahin'i Sargona, mpanjakan'i Asyria, izy ka namely an'i Asdoda ary nahafaka azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona nahatongavan’ny lehiben’ny tafika tany Asdoda, raha nirahin’i Sargona mpanjakan’i Asiria izy, dia namely an’i Asdoda izy ka nahazo azy.
malagasy
[Fanoharana ny amin'ny handravana an'i Etiopia sy Egypta] Tamin'ny taona nankanesan'i Tartana tany Asdoda, raha nirahin'i Sargona, mpanjakan'i Asyria, izy ka namely an'i Asdoda ary nahafaka azy,