Isaiah 20:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO: Tahaka ny nandehanan’Isaia mpanompoko nandritra ny telo taona, sady tsy nitafy no tsy nikiraro mba ho fambara sy ho fahagagana ny amin’i Ejipta sy i Kosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh: «Toy ny nandehanan’i Izaia, mpanompoko, tsy nitafy, tsy nikiraro, fa famantarana amam-pambara mandritra ny telo taona, ho an’i Ejipta sy i Etiôpia izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary io taona nahazoan’ny Asirianina an’i Asdôda io, no nilazan’ny TOMPO taminy hoe: «Efa ho telo taona izao no nandehandehanan’i Isaià mpanompoko, tsy nitafy lamba sy tsy nikiraro, mba ho famantarana sy marika ny amin’ny hamelezana an’i Ejipta sy i Etiôpia.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah: Tahaka ny nandehanan'Isaia mpanompoko telo taona sady tsy nitafy no tsy nikiraro mba ho famantarana sy ho fahagagana ny amin'i Egypta sy Etiopia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO: Tahaka ny nandehanan’Isaia mpanompoko nandritra ny telo taona, sady tsy nitafy no tsy nikiraro mba ho fambara sy ho fahagagana ny amin’i Ejipta sy i Kosy,
malagasy
Ary hoy Jehovah: Tahaka ny nandehanan'Isaia mpanompoko telo taona sady tsy nitafy no tsy nikiraro mba ho famantarana sy ho fahagagana ny amin'i Egypta sy Etiopia,