Isaiah 20:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho toy izany no hitondran’ny mpanjakan’i Asiria ny Ejiptiana ho babo, sy ny Kosita ho sambotra, na tanora na antitra, samy tsy hitafy sady tsy hikiraro no tsy hisarom-pe, ho henatr’i Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no hitondran’ny mpanjakan’i Asiria ny babo avy any Ejipta; sy ny voasesitany avy any Etiôpia, na tovolahy, na lahiantitra, tsy mitafy, tsy mikiraro, miseho valahana, ho henatr’i Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tahaka izany no hitondran’ny mpanjakan’i Asiria ny Ejiptianina ho sambo-belona sy ny Etiôpianina ho babo na antitra na tanora. Handeha tsy mitafy sy tsy mikiraro koa izy ireo. Mitanjaka ny feny ka henatra moa izao ny an’ny Ejiptianina!
Malagasy Bible 1865
dia ho toy izany no hitondran'ny mpanjakan'i Asyria ny Egyptiana ho babo sy ny Etiopiana ho sambotra, na tanora na antitra, samy tsy hitafy sady tsy hikiraro no tsy hisarom-pe, ho henatr'i Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho toy izany no hitondran’ny mpanjakan’i Asiria ny Ejiptiana ho babo, sy ny Kosita ho sambotra, na tanora na antitra, samy tsy hitafy sady tsy hikiraro no tsy hisarom-pe, ho henatr’i Ejipta.
malagasy
dia ho toy izany no hitondran'ny mpanjakan'i Asyria ny Egyptiana ho babo sy ny Etiopiana ho sambotra, na tanora na antitra, samy tsy hitafy sady tsy hikiraro no tsy hisarom-pe, ho henatr'i Egypta.