Isaiah 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny loza hanjo an’i Edoma. Misy miantsoantso ahy any Seìra hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faminaniana ny amin’i Domà. Misy miantso ahy avy any Seira manao hoe: «Ry tily ô, toy inona alina moa izao? Ry tily ô, toy inona alina moa izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatra momba an’i Domà. Nisy niantso ahy avy ao Sehîra hoe: «Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?»
Malagasy Bible 1865
Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Edoma. Misy miantso ahy any Seira manao hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny loza hanjo an’i Edoma. Misy miantsoantso ahy any Seìra hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao?
malagasy
[Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Edoma] Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Edoma. Misy miantso ahy any Seira manao hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? [Heb. Doma]