Isaiah 21:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpiambina: Avy ny maraina, avy koa ny alina. Raha mbola ta hanontany ianareo dia manontania ihany! Dia miverena indray; eny, miverena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny tily nanao hoe: «Tonga ny maraina, ary ny alina koa. Raha te-hanontany ahy ianareo, manontania; tongava indray amin’ny fotoana hafa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny mpiambina hoe: «Tonga ny maraina nefa mbola alina ihany! Raha mbola te hanontany ianareo, dia miverena indray.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpiambina: Avy ny maraina, avy koa ny alina; Raha mbola ta-hanontany ianareo, dia manontania ihany; ka avia, miverena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpiambina: Avy ny maraina, avy koa ny alina. Raha mbola ta hanontany ianareo dia manontania ihany! Dia miverena indray; eny, miverena!
malagasy
Dia hoy ny mpiambina: Avy ny maraina, avy koa ny alina; Raha mbola ta-hanontany ianareo, dia manontania ihany; ka avia, miverena. [Na: avia indray]