Isaiah 21:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny loza hanjo an’i Arabia. Any anaty kirihitrala any Arabia no handrianareo, ry andian’ny Dedanita!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faminaniana any Arabia. Any an-tanilemaka foana any Arabia ianareo no handry, ry andian’i Dedana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatra milohateny hoe «Eo an-tany lavavolo». Any an-kirihitr’ala, eo an-tany lavavolo, no aoka handrianareo amin’ny alina, ry andian’olona avy any Dedàna!
Malagasy Bible 1865
Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Arabia. Any an'ala any Arabia no andrianareo, ry andian'ny Dedanita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny loza hanjo an’i Arabia. Any anaty kirihitrala any Arabia no handrianareo, ry andian’ny Dedanita!
malagasy
[Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Arabia] Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Arabia. Any an'ala any Arabia no andrianareo, ry andian'ny Dedanita.