Isaiah 21:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Itondray rano ny mangetaheta; itondray mofo mitsena ireo olona mandositra, ry mponina amin’ny tany Tema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitondrà rano hitsenàna an’izay mangetaheta! Ny mponina amin’ny tanin’i Temà, manatitra mofo ho an’ny mpandositra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo mponin’ny faritr’i Temà, ndeha tsenao ireo mangetaheta ka itondray rano, ndeha atreho ireo mpandositra ka omeo hanina.
Malagasy Bible 1865
Itondrana rano ny mangetaheta; Ny mponina amin'ny tany Tema mitsena hanina ny mandositra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Itondray rano ny mangetaheta; itondray mofo mitsena ireo olona mandositra, ry mponina amin’ny tany Tema.
malagasy
Itondrana rano ny mangetaheta; Ny mponina amin'ny tany Tema mitsena hanina ny mandositra;